plt_tn/2ki/19/29.md

16 lines
678 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto i Isaia dia miresaka amin'i Hezekia Mpanjaka. Mbola ahitana fifanindrinan-dalana izany.
# maniry tsinahy
"maniriniry ho azy"
# Ny sisa amin'ny taranak'i Joda izay mbola velona dia hamàka indray ka hisondrotra ary hamoa
Izany sarinteny izany dia mampitaha fiverenanan'ny sisa tavela amin'ny laoniny amin'ny zava-maniry izay mbola velona ary ahazoana vokatra. DH: 1) "Hamerina amin'ny laoniny ny fiainana sy ny fanambinan'izy ireo ny vahoakan'i Joda sisa velona." 1) "Ho ambininina sy hanana zanaka maro ny vahoaka tavela ao Joda."
# Ny zotom-pon'i Yaveh tompon'ny maro no hanao izany
"Hampitranga izany ny asa maherin'i Yaveh."