# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto i Isaia dia miresaka amin'i Hezekia Mpanjaka. Mbola ahitana fifanindrinan-dalana izany. # maniry tsinahy "maniriniry ho azy" # Ny sisa amin'ny taranak'i Joda izay mbola velona dia hamàka indray ka hisondrotra ary hamoa Izany sarinteny izany dia mampitaha fiverenanan'ny sisa tavela amin'ny laoniny amin'ny zava-maniry izay mbola velona ary ahazoana vokatra. DH: 1) "Hamerina amin'ny laoniny ny fiainana sy ny fanambinan'izy ireo ny vahoakan'i Joda sisa velona." 1) "Ho ambininina sy hanana zanaka maro ny vahoaka tavela ao Joda." # Ny zotom-pon'i Yaveh tompon'ny maro no hanao izany "Hampitranga izany ny asa maherin'i Yaveh."