plt_tn/2ki/19/29.md

678 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto i Isaia dia miresaka amin'i Hezekia Mpanjaka. Mbola ahitana fifanindrinan-dalana izany.

maniry tsinahy

"maniriniry ho azy"

Ny sisa amin'ny taranak'i Joda izay mbola velona dia hamàka indray ka hisondrotra ary hamoa

Izany sarinteny izany dia mampitaha fiverenanan'ny sisa tavela amin'ny laoniny amin'ny zava-maniry izay mbola velona ary ahazoana vokatra. DH: 1) "Hamerina amin'ny laoniny ny fiainana sy ny fanambinan'izy ireo ny vahoakan'i Joda sisa velona." 1) "Ho ambininina sy hanana zanaka maro ny vahoaka tavela ao Joda."

Ny zotom-pon'i Yaveh tompon'ny maro no hanao izany

"Hampitranga izany ny asa maherin'i Yaveh."