plt_tn/2ki/19/10.md

794 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity ny hafatra nalefan'i Sankeriba mpanjaka tany amin'i Hezekia mpanjaka.

Aza avela hamitaka anao ny Andriamanitra izay hitokianao ka hanao hoe

"Aza mino an'Andriamanitrao izay itokianao. Mandainga izy raha milaza hoe"

eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria

Ny hoe "tanana" dia sariteny ilazana ny fifehezana, fahefana na ny hery. DH: "ny fifehezan'ny governemantan'i Asyria"

Indro, efa renao

"Ary efa renao" na "Efa renao tokoa" (UDB). Eto ny hoe "indro" dia nampiasaina mba hisarihana ny saina ny amin'izay holazainy manaraka.

Koa ho voavonjy ve ianao?

Nametraka izany fanontaniana izany i Sankeriba mba hanehoany fa hahavita hamonjy azy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy hamony anao ny Andriamanitrao" na "Tsy hahavita handositra mihitsy ianao"