plt_tn/2ki/19/10.md

20 lines
794 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity ny hafatra nalefan'i Sankeriba mpanjaka tany amin'i Hezekia mpanjaka.
# Aza avela hamitaka anao ny Andriamanitra izay hitokianao ka hanao hoe
"Aza mino an'Andriamanitrao izay itokianao. Mandainga izy raha milaza hoe"
# eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria
Ny hoe "tanana" dia sariteny ilazana ny fifehezana, fahefana na ny hery. DH: "ny fifehezan'ny governemantan'i Asyria"
# Indro, efa renao
"Ary efa renao" na "Efa renao tokoa" (UDB). Eto ny hoe "indro" dia nampiasaina mba hisarihana ny saina ny amin'izay holazainy manaraka.
# Koa ho voavonjy ve ianao?
Nametraka izany fanontaniana izany i Sankeriba mba hanehoany fa hahavita hamonjy azy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy hamony anao ny Andriamanitrao" na "Tsy hahavita handositra mihitsy ianao"