# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity ny hafatra nalefan'i Sankeriba mpanjaka tany amin'i Hezekia mpanjaka. # Aza avela hamitaka anao ny Andriamanitra izay hitokianao ka hanao hoe "Aza mino an'Andriamanitrao izay itokianao. Mandainga izy raha milaza hoe" # eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria Ny hoe "tanana" dia sariteny ilazana ny fifehezana, fahefana na ny hery. DH: "ny fifehezan'ny governemantan'i Asyria" # Indro, efa renao "Ary efa renao" na "Efa renao tokoa" (UDB). Eto ny hoe "indro" dia nampiasaina mba hisarihana ny saina ny amin'izay holazainy manaraka. # Koa ho voavonjy ve ianao? Nametraka izany fanontaniana izany i Sankeriba mba hanehoany fa hahavita hamonjy azy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy hamony anao ny Andriamanitrao" na "Tsy hahavita handositra mihitsy ianao"