plt_tn/2ki/18/22.md

434 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola nanohy nilaza tamin'ireo lehilahin'i Hezekia mpanjaka ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan i Asyria i Rabsake.

moa ve tsy izy ilay iray izay naka ireo toerana avo ... Jerosalema hoe?

Napetraka izany fanontaniana izany mba hanasongadinana amin'ireo mpihaino fa efa nitranga avokoa ireo zavatra ireo. DH: "Mila tsaroanareo fa izy ilay olona izay naka ireo toerana avo ... Jerosalema!"