# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola nanohy nilaza tamin'ireo lehilahin'i Hezekia mpanjaka ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan i Asyria i Rabsake. # moa ve tsy izy ilay iray izay naka ireo toerana avo ... Jerosalema hoe? Napetraka izany fanontaniana izany mba hanasongadinana amin'ireo mpihaino fa efa nitranga avokoa ireo zavatra ireo. DH: "Mila tsaroanareo fa izy ilay olona izay naka ireo toerana avo ... Jerosalema!"