plt_tn/2ki/18/22.md

8 lines
434 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola nanohy nilaza tamin'ireo lehilahin'i Hezekia mpanjaka ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan i Asyria i Rabsake.
# moa ve tsy izy ilay iray izay naka ireo toerana avo ... Jerosalema hoe?
Napetraka izany fanontaniana izany mba hanasongadinana amin'ireo mpihaino fa efa nitranga avokoa ireo zavatra ireo. DH: "Mila tsaroanareo fa izy ilay olona izay naka ireo toerana avo ... Jerosalema!"