plt_tn/2ki/17/24.md

701 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola nitohy namely ireo mponina Asyriana vaovao izay nanompo sampy ny fitsran'i Yaeh.

Kota ... Ava ... Hamata ... Sefarivaima

Anaran-toerana tao amin'ny fanjakan'ny Asyriana avokoa ireo.

Ary tamin'ny fiantombohan'ny fonenan'izy ireo tany

"Tamin'ireo vahoaka ireo vao nipetraka tao"

Ireo firenena izay avy nentinao sy napetrakao tato amin'ny tanànan'i Samaria

"Ny vahoaka izay nalainao avy tany amin'ny tany hafa sy nalefanao hipetraka ao amin'ireo tanàn'i Samaria.

tsy mahafantatra ireo fomba takian'ny andriamanitry ny tany

"tsy mahafantatra ny fomba hanompoana ilay Andriamanitra izay tompoin'ireo Israelita ao amin'izany tany izany" (UDB)