plt_tn/2ki/17/24.md

20 lines
701 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola nitohy namely ireo mponina Asyriana vaovao izay nanompo sampy ny fitsran'i Yaeh.
# Kota ... Ava ... Hamata ... Sefarivaima
Anaran-toerana tao amin'ny fanjakan'ny Asyriana avokoa ireo.
# Ary tamin'ny fiantombohan'ny fonenan'izy ireo tany
"Tamin'ireo vahoaka ireo vao nipetraka tao"
# Ireo firenena izay avy nentinao sy napetrakao tato amin'ny tanànan'i Samaria
"Ny vahoaka izay nalainao avy tany amin'ny tany hafa sy nalefanao hipetraka ao amin'ireo tanàn'i Samaria.
# tsy mahafantatra ireo fomba takian'ny andriamanitry ny tany
"tsy mahafantatra ny fomba hanompoana ilay Andriamanitra izay tompoin'ireo Israelita ao amin'izany tany izany" (UDB)