# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola nitohy namely ireo mponina Asyriana vaovao izay nanompo sampy ny fitsran'i Yaeh. # Kota ... Ava ... Hamata ... Sefarivaima Anaran-toerana tao amin'ny fanjakan'ny Asyriana avokoa ireo. # Ary tamin'ny fiantombohan'ny fonenan'izy ireo tany "Tamin'ireo vahoaka ireo vao nipetraka tao" # Ireo firenena izay avy nentinao sy napetrakao tato amin'ny tanànan'i Samaria "Ny vahoaka izay nalainao avy tany amin'ny tany hafa sy nalefanao hipetraka ao amin'ireo tanàn'i Samaria. # tsy mahafantatra ireo fomba takian'ny andriamanitry ny tany "tsy mahafantatra ny fomba hanompoana ilay Andriamanitra izay tompoin'ireo Israelita ao amin'izany tany izany" (UDB)