plt_tn/2ki/17/14.md

453 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.

mafiloha loatra

Tsy nazoto hanaraka ireo Lalàn'Andriamanitra sy hiankina amin'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo izy ireo.

Nolavin'izy ireo ny lalàny

Nandà ny hankatò ny Lalàn'Andriamanitra izy ireo.

Nanaraka fomba tsy nisy nilàna azy izy ireo

Nanaraka ny fomban'ny vahoaka nanodidina azy izy ireo.

tsy hotahafina

"tsy ho alain-tahaka"