plt_tn/2ki/17/14.md

20 lines
453 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.
# mafiloha loatra
Tsy nazoto hanaraka ireo Lalàn'Andriamanitra sy hiankina amin'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo izy ireo.
# Nolavin'izy ireo ny lalàny
Nandà ny hankatò ny Lalàn'Andriamanitra izy ireo.
# Nanaraka fomba tsy nisy nilàna azy izy ireo
Nanaraka ny fomban'ny vahoaka nanodidina azy izy ireo.
# tsy hotahafina
"tsy ho alain-tahaka"