# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely. # mafiloha loatra Tsy nazoto hanaraka ireo Lalàn'Andriamanitra sy hiankina amin'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo izy ireo. # Nolavin'izy ireo ny lalàny Nandà ny hankatò ny Lalàn'Andriamanitra izy ireo. # Nanaraka fomba tsy nisy nilàna azy izy ireo Nanaraka ny fomban'ny vahoaka nanodidina azy izy ireo. # tsy hotahafina "tsy ho alain-tahaka"