plt_tn/2ki/14/15.md

543 B

moa tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ve izany?

Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra ao anaty boky iray hafa ireo asan'i Joahaza. Jereo ao amin'ny 1:17 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely avokoa izany."

Ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Joasy

Izany ny fomba mihaja ilazana fa mty izy. DH: "Ary maty i Joasy"

lasa mpanjaka nandimby azy

"lasa mpanjaka nisolo azy"