plt_tn/2ki/14/15.md

12 lines
543 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# moa tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ve izany?
Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra ao anaty boky iray hafa ireo asan'i Joahaza. Jereo ao amin'ny 1:17 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely avokoa izany."
# Ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Joasy
Izany ny fomba mihaja ilazana fa mty izy. DH: "Ary maty i Joasy"
# lasa mpanjaka nandimby azy
"lasa mpanjaka nisolo azy"