# moa tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ve izany? Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra ao anaty boky iray hafa ireo asan'i Joahaza. Jereo ao amin'ny 1:17 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely avokoa izany." # Ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Joasy Izany ny fomba mihaja ilazana fa mty izy. DH: "Ary maty i Joasy" # lasa mpanjaka nandimby azy "lasa mpanjaka nisolo azy"