plt_tn/2ki/13/14.md

16 lines
603 B
Markdown

# nitomany teo aminy
"nitomany satria narary i Elisa"
# Ry raiko, ry raiko
Tsy tena rain'ny mpanjaka akory i Elisa. Nampiasa izany teny izany i Joasy mba ho mari-panajana azy.
# ireo kalesin'ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaly no maka anao
Ilay zava-niseho ao amin'ny 2:11 no tiana ambara amin'izany. Nampiasa izany andian-teny izany i Joasy mba hilazany fa efa ho faty i Elisa. DH: "ireo kalesin'ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaly no maka anao ho any an-danitra"
# mpitaingin-tsoavaly
Izany dia ilazana ireo lehilahy izay mitondra ireo kalesy. Azo azavaina izany. DH: "ireo mpitondra kalesy"