# nitomany teo aminy "nitomany satria narary i Elisa" # Ry raiko, ry raiko Tsy tena rain'ny mpanjaka akory i Elisa. Nampiasa izany teny izany i Joasy mba ho mari-panajana azy. # ireo kalesin'ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaly no maka anao Ilay zava-niseho ao amin'ny 2:11 no tiana ambara amin'izany. Nampiasa izany andian-teny izany i Joasy mba hilazany fa efa ho faty i Elisa. DH: "ireo kalesin'ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaly no maka anao ho any an-danitra" # mpitaingin-tsoavaly Izany dia ilazana ireo lehilahy izay mitondra ireo kalesy. Azo azavaina izany. DH: "ireo mpitondra kalesy"