plt_tn/2ki/13/14.md

603 B

nitomany teo aminy

"nitomany satria narary i Elisa"

Ry raiko, ry raiko

Tsy tena rain'ny mpanjaka akory i Elisa. Nampiasa izany teny izany i Joasy mba ho mari-panajana azy.

ireo kalesin'ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaly no maka anao

Ilay zava-niseho ao amin'ny 2:11 no tiana ambara amin'izany. Nampiasa izany andian-teny izany i Joasy mba hilazany fa efa ho faty i Elisa. DH: "ireo kalesin'ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaly no maka anao ho any an-danitra"

mpitaingin-tsoavaly

Izany dia ilazana ireo lehilahy izay mitondra ireo kalesy. Azo azavaina izany. DH: "ireo mpitondra kalesy"