plt_tn/2ki/13/10.md

1.1 KiB

Tamin'ny taona fahafito amby telopolo naha-mpanjakan'i Joda an'i Joasy

"Rehefa nanjaka nandritra ny 37 taona teo ho eo teo amin'i Joda i Joasy"

no nambohan'i Joasy zanaka lahin'i Joahaza nanjaka teo amin'Israely tany Samaria

"no nanombohan'i Joasy zanaka lahin'i Joahaza nanapaka teo amin'Israely tany Samaria"

Joasy

Mpanjakan'Israely izay zanaka lahin'i Joahaza.

Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy

Eto ny hoe "imason'i" dia ilazana ny fiheverana na fomba fitsaran'i Yaveh. DH: "Nanao zavatra izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"

Tsy mbola niala tamin'ireo fahotan'i Jeroboama ... izy

Ny fijanonana amin'ny fahotana dia resahina toy ny hoe miala amin'ny fahotana. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Tsy nijanona tamin'ny fahotany toy ny nataon'i Jeroboama i Joasy" na "Nitàna ny fahotany tahaka ny nataon'i Jeroboama i Joasy"

izay nahatonga an'Israely hanota

"izay tamin'ny alalan'i Jeroboama no nahatonga an'Israely hanota"

saingy tany amin'ireny no nandehanany

Ny hoe "manota" dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalan'ny fahotana. DH: "saingy nanohy ny fahotany ihany i Joasy"