plt_tn/2ki/12/06.md

12 lines
416 B
Markdown

# tamin'ny faha-telo amby roapolo taona nanjakan'i Joasy Mpanjaka
"rehefa nanjaka nandritra ny telo amby roapolo taona i Joasy"
# Nahoana ianareo no tsy nanamboatra na inona na inona tao an-tempoly?
Nametraka izant fanontaniana izany i Joasy mba hibedesany ireo mpisorona. DH: "Tokony namboarinareo ny tempoly!"
# omeo an'ireo izay afaka manao ny fanamboarana izany
"karamao ireo mpiasa izay hanamboatra izany"