plt_tn/2ki/12/06.md

416 B

tamin'ny faha-telo amby roapolo taona nanjakan'i Joasy Mpanjaka

"rehefa nanjaka nandritra ny telo amby roapolo taona i Joasy"

Nahoana ianareo no tsy nanamboatra na inona na inona tao an-tempoly?

Nametraka izant fanontaniana izany i Joasy mba hibedesany ireo mpisorona. DH: "Tokony namboarinareo ny tempoly!"

omeo an'ireo izay afaka manao ny fanamboarana izany

"karamao ireo mpiasa izay hanamboatra izany"