# tamin'ny faha-telo amby roapolo taona nanjakan'i Joasy Mpanjaka "rehefa nanjaka nandritra ny telo amby roapolo taona i Joasy" # Nahoana ianareo no tsy nanamboatra na inona na inona tao an-tempoly? Nametraka izant fanontaniana izany i Joasy mba hibedesany ireo mpisorona. DH: "Tokony namboarinareo ny tempoly!" # omeo an'ireo izay afaka manao ny fanamboarana izany "karamao ireo mpiasa izay hanamboatra izany"