plt_tn/2ki/10/18.md

550 B

nampivory

"nampiantso"

ny olona rehetra niaraka

"ny olon'i Samaria rehetra niaraka"

hanompo azy fatratra

"hanompo azy fatratra mihoatra an'i Ahaba"

Aoka tsy hisy tavela

"Aza misy avela"

Izay rehetra tsy tonga dia tsy ho velona

Izany dia midika fa ho vonoina izy ireo raha tsy tonga. DH: "Ho vonointsika izay rehetra tsy tonga"

Manokàna fotoana

Izany dia midika hoe manendry sy manomana fotoana iray ho an'ny zavatra iray. Amin'ity tranga iray ity dia nanomana fotoana hiangonana ho an'i Bala izy ireo. DH: "Manomàna fotoana"