# nampivory "nampiantso" # ny olona rehetra niaraka "ny olon'i Samaria rehetra niaraka" # hanompo azy fatratra "hanompo azy fatratra mihoatra an'i Ahaba" # Aoka tsy hisy tavela "Aza misy avela" # Izay rehetra tsy tonga dia tsy ho velona Izany dia midika fa ho vonoina izy ireo raha tsy tonga. DH: "Ho vonointsika izay rehetra tsy tonga" # Manokàna fotoana Izany dia midika hoe manendry sy manomana fotoana iray ho an'ny zavatra iray. Amin'ity tranga iray ity dia nanomana fotoana hiangonana ho an'i Bala izy ireo. DH: "Manomàna fotoana"