plt_tn/2ki/10/18.md

24 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nampivory
"nampiantso"
# ny olona rehetra niaraka
"ny olon'i Samaria rehetra niaraka"
# hanompo azy fatratra
"hanompo azy fatratra mihoatra an'i Ahaba"
# Aoka tsy hisy tavela
"Aza misy avela"
# Izay rehetra tsy tonga dia tsy ho velona
Izany dia midika fa ho vonoina izy ireo raha tsy tonga. DH: "Ho vonointsika izay rehetra tsy tonga"
# Manokàna fotoana
Izany dia midika hoe manendry sy manomana fotoana iray ho an'ny zavatra iray. Amin'ity tranga iray ity dia nanomana fotoana hiangonana ho an'i Bala izy ireo. DH: "Manomàna fotoana"