plt_tn/2ki/09/11.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# ireo mpanompon'ny tompony
Izany dia ilazana ireo manampahefana izay nanompo an'i Ahaba mpanjaka.
# olona marary saina
"olona adala"
# Fantatrareo iny olona iny ary fantatrareo izay zavatra lazainy
Nilaza i Jeho fa mbola tanora ilay mpaminany ary efa mahazatra azy rehetra ny fomba firesaky ny mpaminany tanora amin'ny ankapobeny. DH: "Fantatrareo ny karazan-javatra lazain'ny mpaminany tanora tahaka azy" (UDB)
# Lazao anay
"Lazao anay izay noteneniny"
# Toy izany sy izany no nolazainy tamiko
"Niresaka zavatra maromaro izy"
# nanala faingana ny akanjony ivelany izy ireo ka nametraka izany teo ambanin'i Jeho
Ny famelarana ny akanjo eo amin'ny tany dia fomba fanomezam-boninahitra ny mpanjaka, ary noho izany dia tsy hikasika ny tany maloto ny tongotry ny mpanjaka. DH: "nanala faingana ny akanjony ivelany izy ireo ka nametraka izany teo anoloan'ny mpanjaka mba handehanany."
# Notsofin'izy ireo ny trompetra ary hoy izy ireo hoe
Tsy ny olona rehetra akory no nitsoka ny trompetra. Fa mety ho olona iray ihany no nitsoka izany. DH: "Notsofin'ny iray tamin'izy ireo ny trompetra ary hoy izy rehetra hoe"