# ireo mpanompon'ny tompony Izany dia ilazana ireo manampahefana izay nanompo an'i Ahaba mpanjaka. # olona marary saina "olona adala" # Fantatrareo iny olona iny ary fantatrareo izay zavatra lazainy Nilaza i Jeho fa mbola tanora ilay mpaminany ary efa mahazatra azy rehetra ny fomba firesaky ny mpaminany tanora amin'ny ankapobeny. DH: "Fantatrareo ny karazan-javatra lazain'ny mpaminany tanora tahaka azy" (UDB) # Lazao anay "Lazao anay izay noteneniny" # Toy izany sy izany no nolazainy tamiko "Niresaka zavatra maromaro izy" # nanala faingana ny akanjony ivelany izy ireo ka nametraka izany teo ambanin'i Jeho Ny famelarana ny akanjo eo amin'ny tany dia fomba fanomezam-boninahitra ny mpanjaka, ary noho izany dia tsy hikasika ny tany maloto ny tongotry ny mpanjaka. DH: "nanala faingana ny akanjony ivelany izy ireo ka nametraka izany teo anoloan'ny mpanjaka mba handehanany." # Notsofin'izy ireo ny trompetra ary hoy izy ireo hoe Tsy ny olona rehetra akory no nitsoka ny trompetra. Fa mety ho olona iray ihany no nitsoka izany. DH: "Notsofin'ny iray tamin'izy ireo ny trompetra ary hoy izy rehetra hoe"