plt_tn/2ki/07/14.md

521 B

Mandehana ary jereo

Azo ampiana teny hafa izany mba hampazava kokoa ny dikany. DH: "Mandehana ary jereo raha marina ny voalazan'ireo boka ireo"

Nandeha nanaraka azy ireo hatrany Jordana izy ireo

"Nanaraka ny lalana rehetra izay nandehanan'ireo Syriana hatrany amin'ny Reniranon'i Jordana izy ireo."

feno fitafiana sy fitaovana ... ny lalana rehetra

Midika izany fa hitan'ireo lehilahy niparitaka eraky ny lalana izay nandehanan'izy ireo izany zavatra izany. DH: "ny fitafiana sy fitaovana ... eraky ny lalana"