# Mandehana ary jereo Azo ampiana teny hafa izany mba hampazava kokoa ny dikany. DH: "Mandehana ary jereo raha marina ny voalazan'ireo boka ireo" # Nandeha nanaraka azy ireo hatrany Jordana izy ireo "Nanaraka ny lalana rehetra izay nandehanan'ireo Syriana hatrany amin'ny Reniranon'i Jordana izy ireo." # feno fitafiana sy fitaovana ... ny lalana rehetra Midika izany fa hitan'ireo lehilahy niparitaka eraky ny lalana izay nandehanan'izy ireo izany zavatra izany. DH: "ny fitafiana sy fitaovana ... eraky ny lalana"