plt_tn/2ki/07/14.md

12 lines
521 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mandehana ary jereo
Azo ampiana teny hafa izany mba hampazava kokoa ny dikany. DH: "Mandehana ary jereo raha marina ny voalazan'ireo boka ireo"
# Nandeha nanaraka azy ireo hatrany Jordana izy ireo
"Nanaraka ny lalana rehetra izay nandehanan'ireo Syriana hatrany amin'ny Reniranon'i Jordana izy ireo."
# feno fitafiana sy fitaovana ... ny lalana rehetra
Midika izany fa hitan'ireo lehilahy niparitaka eraky ny lalana izay nandehanan'izy ireo izany zavatra izany. DH: "ny fitafiana sy fitaovana ... eraky ny lalana"