plt_tn/2ki/07/12.md

820 B

ny nataon'... tamintsika

"nokasain'... hatao amintsika" na "nataon'... hamitahana antsika"

ho ataontsika sambo-belona

Midika izany fa hisambotra ireo olona izy ireo nefa tsy hamono azy ireo.

soavaly tavela ireo lehilahy, dia izay tavela tao an-tanàna izany

Maro tamin'ireo soavalin'ireo Israelita no maty nohon'ny mosary. Azo azavaina ny tena dikan'izany. DH: "ireo soavaly izay mbola velona tao an-tanàna"

Izy ireo dia tahaka ny ambin'ireo vahoakan'Israely rehetra izay tavela

Mitovy ny nanjo ireo Israelita sisa tavela izay nijanona tao an-tanàna ny nanjo ireo lehilahy izay nandeha nankany amin'ireo Syriana. Na izy ireo ho fatin'ny mosary, na mety ho vonoin'ireo Syriana.

ka hahita

Azo ampiana teny hafa izany mba hampazava kokoa ny heviny. DH: "ka hahita fa marina ny voalazan'ireo boka ireo"