# ny nataon'... tamintsika "nokasain'... hatao amintsika" na "nataon'... hamitahana antsika" # ho ataontsika sambo-belona Midika izany fa hisambotra ireo olona izy ireo nefa tsy hamono azy ireo. # soavaly tavela ireo lehilahy, dia izay tavela tao an-tanàna izany Maro tamin'ireo soavalin'ireo Israelita no maty nohon'ny mosary. Azo azavaina ny tena dikan'izany. DH: "ireo soavaly izay mbola velona tao an-tanàna" # Izy ireo dia tahaka ny ambin'ireo vahoakan'Israely rehetra izay tavela Mitovy ny nanjo ireo Israelita sisa tavela izay nijanona tao an-tanàna ny nanjo ireo lehilahy izay nandeha nankany amin'ireo Syriana. Na izy ireo ho fatin'ny mosary, na mety ho vonoin'ireo Syriana. # ka hahita Azo ampiana teny hafa izany mba hampazava kokoa ny heviny. DH: "ka hahita fa marina ny voalazan'ireo boka ireo"