plt_tn/2ki/07/12.md

20 lines
820 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny nataon'... tamintsika
"nokasain'... hatao amintsika" na "nataon'... hamitahana antsika"
# ho ataontsika sambo-belona
Midika izany fa hisambotra ireo olona izy ireo nefa tsy hamono azy ireo.
# soavaly tavela ireo lehilahy, dia izay tavela tao an-tanàna izany
Maro tamin'ireo soavalin'ireo Israelita no maty nohon'ny mosary. Azo azavaina ny tena dikan'izany. DH: "ireo soavaly izay mbola velona tao an-tanàna"
# Izy ireo dia tahaka ny ambin'ireo vahoakan'Israely rehetra izay tavela
Mitovy ny nanjo ireo Israelita sisa tavela izay nijanona tao an-tanàna ny nanjo ireo lehilahy izay nandeha nankany amin'ireo Syriana. Na izy ireo ho fatin'ny mosary, na mety ho vonoin'ireo Syriana.
# ka hahita
Azo ampiana teny hafa izany mba hampazava kokoa ny heviny. DH: "ka hahita fa marina ny voalazan'ireo boka ireo"