plt_tn/2ki/06/17.md

32 lines
989 B
Markdown

# hanokafanao ny masony
Nangataka i Elisa mba hahafahan'ny mpanompony mahita ireo zavatra izay tsy hitan'ireo olona hafa, dia ireo soavaly sy kalesy afo manodidina azy izany. DH: "ataovy hitany"
# ka nahita izy. Indro
"ka afaka nahita izy. Ny hitany dia"
# Indro
Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa tsy nanam-po ny zavatra hitany ilay mpanompo.
# tendrombohitra dia feno soavaly
"rakotra soavaly ny tendrombohitra"
# nanodidina an'i Elisa
Ny tanàna izay nisy an'i Elisa no tiana ho lazaina amin'izany. DH: "nanodidina ny tanàna izay nisy an'i Elisa"
# ireo olona ireo
Ireo miaramila Syriana no tiana ho lazaina amin'izany.
# ataovy jamba ireo olona ireo
"aoka ho lasa jamba ireo olona ireo!" Izany dia ilazana ny nanaovan'i Yaveh azy ireo tsy ahita.
# Tsy io no lalana, na ilay tanàna
Nanakorontana ireo Syriana i Elisa tamin'ny filazana azy ireo fa tsy teo amin'ilay tanàna izay notadiaviny izy ireo. DH: "Tsy io no lalana, ary tsy io ilay tanàna izay tadiavinareo"