# hanokafanao ny masony Nangataka i Elisa mba hahafahan'ny mpanompony mahita ireo zavatra izay tsy hitan'ireo olona hafa, dia ireo soavaly sy kalesy afo manodidina azy izany. DH: "ataovy hitany" # ka nahita izy. Indro "ka afaka nahita izy. Ny hitany dia" # Indro Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa tsy nanam-po ny zavatra hitany ilay mpanompo. # tendrombohitra dia feno soavaly "rakotra soavaly ny tendrombohitra" # nanodidina an'i Elisa Ny tanàna izay nisy an'i Elisa no tiana ho lazaina amin'izany. DH: "nanodidina ny tanàna izay nisy an'i Elisa" # ireo olona ireo Ireo miaramila Syriana no tiana ho lazaina amin'izany. # ataovy jamba ireo olona ireo "aoka ho lasa jamba ireo olona ireo!" Izany dia ilazana ny nanaovan'i Yaveh azy ireo tsy ahita. # Tsy io no lalana, na ilay tanàna Nanakorontana ireo Syriana i Elisa tamin'ny filazana azy ireo fa tsy teo amin'ilay tanàna izay notadiaviny izy ireo. DH: "Tsy io no lalana, ary tsy io ilay tanàna izay tadiavinareo"