plt_tn/2ki/06/17.md

989 B

hanokafanao ny masony

Nangataka i Elisa mba hahafahan'ny mpanompony mahita ireo zavatra izay tsy hitan'ireo olona hafa, dia ireo soavaly sy kalesy afo manodidina azy izany. DH: "ataovy hitany"

ka nahita izy. Indro

"ka afaka nahita izy. Ny hitany dia"

Indro

Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa tsy nanam-po ny zavatra hitany ilay mpanompo.

tendrombohitra dia feno soavaly

"rakotra soavaly ny tendrombohitra"

nanodidina an'i Elisa

Ny tanàna izay nisy an'i Elisa no tiana ho lazaina amin'izany. DH: "nanodidina ny tanàna izay nisy an'i Elisa"

ireo olona ireo

Ireo miaramila Syriana no tiana ho lazaina amin'izany.

ataovy jamba ireo olona ireo

"aoka ho lasa jamba ireo olona ireo!" Izany dia ilazana ny nanaovan'i Yaveh azy ireo tsy ahita.

Tsy io no lalana, na ilay tanàna

Nanakorontana ireo Syriana i Elisa tamin'ny filazana azy ireo fa tsy teo amin'ilay tanàna izay notadiaviny izy ireo. DH: "Tsy io no lalana, ary tsy io ilay tanàna izay tadiavinareo"