plt_tn/2ki/06/12.md

722 B

Tsia

Nilaza ilay mpanompo fa tsy nisy tamin'ireo miaramilan'ny mpanjaka no nanome vaovao ny mpanjakan'Israely. DH: "tsy misy aminay"

ry mpanjaka, tompoko

Izany dia ilazana ny mpanjakan'i Syria.

ireo teny izay lazainao ao amin'ny efitrano fatorianao

"izay lazainao miafina ao amin'ny efitranonao"

hahafahako mandefa olona hisambotra azy

Nikasa ny haniraka lehilahy hisambotra an'i Elisa ho azy ny mpanjaka. Tsy nikasa ny andeha hisambotra azy mivantana ny mpanjaka. DH: "hahafahako maniraka olona hisambotra azy"

Indro

Eto izany teny izany dia ampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona ny amin'izay hitranga manaraka. DH: "Henoy"

any Dotana izy

"Any Dotana i Elisa"

Dotana

Anaran-tanàna izany.