plt_tn/2ki/06/12.md

28 lines
722 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsia
Nilaza ilay mpanompo fa tsy nisy tamin'ireo miaramilan'ny mpanjaka no nanome vaovao ny mpanjakan'Israely. DH: "tsy misy aminay"
# ry mpanjaka, tompoko
Izany dia ilazana ny mpanjakan'i Syria.
# ireo teny izay lazainao ao amin'ny efitrano fatorianao
"izay lazainao miafina ao amin'ny efitranonao"
# hahafahako mandefa olona hisambotra azy
Nikasa ny haniraka lehilahy hisambotra an'i Elisa ho azy ny mpanjaka. Tsy nikasa ny andeha hisambotra azy mivantana ny mpanjaka. DH: "hahafahako maniraka olona hisambotra azy"
# Indro
Eto izany teny izany dia ampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona ny amin'izay hitranga manaraka. DH: "Henoy"
# any Dotana izy
"Any Dotana i Elisa"
# Dotana
Anaran-tanàna izany.