# Tsia Nilaza ilay mpanompo fa tsy nisy tamin'ireo miaramilan'ny mpanjaka no nanome vaovao ny mpanjakan'Israely. DH: "tsy misy aminay" # ry mpanjaka, tompoko Izany dia ilazana ny mpanjakan'i Syria. # ireo teny izay lazainao ao amin'ny efitrano fatorianao "izay lazainao miafina ao amin'ny efitranonao" # hahafahako mandefa olona hisambotra azy Nikasa ny haniraka lehilahy hisambotra an'i Elisa ho azy ny mpanjaka. Tsy nikasa ny andeha hisambotra azy mivantana ny mpanjaka. DH: "hahafahako maniraka olona hisambotra azy" # Indro Eto izany teny izany dia ampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona ny amin'izay hitranga manaraka. DH: "Henoy" # any Dotana izy "Any Dotana i Elisa" # Dotana Anaran-tanĂ na izany.