plt_tn/2ki/04/25.md

426 B

Ka nandeha ravehivavy ary tonga tao amin'ilay lehilahin'Andriamanitra tany amin'ny Tendrombohitra Karmela

"Ary namakivaky ny Tendrombohitra Karmela, izay nisy an'i Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra ravehivavy"

Ary rehefa nahita azy avy lavitra ilay lehilahin'Andriamanitra

"Ary raha mbola lavitra ravehivavy, dia efa tazan'i Elisa nanatona"

Milamina tsara

"Tsy maninona" na "Eny, milamina ny zava-drehetra" (UDB)