plt_tn/2ki/04/25.md

12 lines
426 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ka nandeha ravehivavy ary tonga tao amin'ilay lehilahin'Andriamanitra tany amin'ny Tendrombohitra Karmela
"Ary namakivaky ny Tendrombohitra Karmela, izay nisy an'i Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra ravehivavy"
# Ary rehefa nahita azy avy lavitra ilay lehilahin'Andriamanitra
"Ary raha mbola lavitra ravehivavy, dia efa tazan'i Elisa nanatona"
# Milamina tsara
"Tsy maninona" na "Eny, milamina ny zava-drehetra" (UDB)