# Ka nandeha ravehivavy ary tonga tao amin'ilay lehilahin'Andriamanitra tany amin'ny Tendrombohitra Karmela "Ary namakivaky ny Tendrombohitra Karmela, izay nisy an'i Elisa, ilay lehilahin'Andriamanitra ravehivavy" # Ary rehefa nahita azy avy lavitra ilay lehilahin'Andriamanitra "Ary raha mbola lavitra ravehivavy, dia efa tazan'i Elisa nanatona" # Milamina tsara "Tsy maninona" na "Eny, milamina ny zava-drehetra" (UDB)