plt_tn/2ki/04/14.md

24 lines
441 B
Markdown

# Antsoy izy
"asaivo mankaty izy hihaona amiko"
# Rehefa avy niantso azy izy
"Rehefa avy niantso azy Gehazy"
# ny varavarana
Eto izany dia ilazana ny tokonam-baravarana. DH: "tokonam-baravarana"
# zazalahy
"ny zanakao lahy"
# ry tompoko sady lehilahin'Andriamanitra
Ireo anarana roa ireo no niantsoan'ilay vehivavy an'i Elisa.
# ny mpanomponao
Mpanompon'i Elisa no nilazan'ilay vehivavy ny tenany mba ho mari-panajana an'i Elisa.