plt_tn/2ki/04/14.md

441 B

Antsoy izy

"asaivo mankaty izy hihaona amiko"

Rehefa avy niantso azy izy

"Rehefa avy niantso azy Gehazy"

ny varavarana

Eto izany dia ilazana ny tokonam-baravarana. DH: "tokonam-baravarana"

zazalahy

"ny zanakao lahy"

ry tompoko sady lehilahin'Andriamanitra

Ireo anarana roa ireo no niantsoan'ilay vehivavy an'i Elisa.

ny mpanomponao

Mpanompon'i Elisa no nilazan'ilay vehivavy ny tenany mba ho mari-panajana an'i Elisa.