# Antsoy izy "asaivo mankaty izy hihaona amiko" # Rehefa avy niantso azy izy "Rehefa avy niantso azy Gehazy" # ny varavarana Eto izany dia ilazana ny tokonam-baravarana. DH: "tokonam-baravarana" # zazalahy "ny zanakao lahy" # ry tompoko sady lehilahin'Andriamanitra Ireo anarana roa ireo no niantsoan'ilay vehivavy an'i Elisa. # ny mpanomponao Mpanompon'i Elisa no nilazan'ilay vehivavy ny tenany mba ho mari-panajana an'i Elisa.