plt_tn/2ki/04/08.md

367 B

Sonema

Anaran-tanàna izany.

nasainy hiara-hisakafo aminy izy

Izany dia midika fa nangataka azy mba hijanona hiaraka hisakafo aminy tao an-tranony izy. DH: "nangataka azy mba ho any an-tranony hiaraka hisakafo izy"

mandalo

"mandalo ao Sonema"

Indro, mahatsapa aho ankehitriny

"Takatro ankehitriny"

izay mandalo mandrakariva

"izay mandalo matetika"