plt_tn/2ki/04/08.md

20 lines
367 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Sonema
Anaran-tanàna izany.
# nasainy hiara-hisakafo aminy izy
Izany dia midika fa nangataka azy mba hijanona hiaraka hisakafo aminy tao an-tranony izy. DH: "nangataka azy mba ho any an-tranony hiaraka hisakafo izy"
# mandalo
"mandalo ao Sonema"
# Indro, mahatsapa aho ankehitriny
"Takatro ankehitriny"
# izay mandalo mandrakariva
"izay mandalo matetika"